- Alarobia 08 Oktobra 2014
Actualités.FANATSARANA NY TONTOLON'NY ASA Hikatsaka paikady hanampiana ireo tanora ny Minisitera
Tafiditra ao anatin'ny politikan'ny minisitera misahana ny fiofanana arak'asa sy ny fampianarana teknika amin'izao ny fanatsarana ny tontolon'ny asa. Lohalaharana amin'izany ny famolavolana ilay drafitra nasionaly ho an'ny asa sy ny fiofanana na ny PANEF taorian'ny fijerena manokana ny tontolon'ny asa notanterahina teny amin'ny efitrano fandraisana firenena iraisam-pirenena eny Ivato ny volana Jolay lasa teo.
Hamaky ny tohiny