• Alatsinainy 24 Novambra 2014
Actualités.Polyteknika Vontovorona Higrevy sady hanidy sekoly indray ny mpianatra anio

Hihidy ny toeram-pianarana rehetra eny amin’ny sekoly ambony Polyteknika (ESPA) Vontovorona sy ny vavahady miditra ny toeram-pianarana anio

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Novambra 2014
Actualités.Tambajotrana mpangarom-paosy Vehivavy 38 taona no zokiolona, zazalahy 15 taona ny zandriny indrindra

Mpangarom-paosy 10 mianadahy no voasambotry ny polisy avy ao amin’ny boriborintany fahadimy. Teo amin’ny faritra manodidina ny tsena Mahamasina sy ny toby fiantsonan’ny taksibe eo Anosy no nahatrarana azy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Novambra 2014
Actualités.Tapatapany

Notolorana mari-bonahitra «Grand officier de l’ordre national malagasy» i Pierre Tsiranana, izay nindaosin’ny fahafatesana tampoka teo amin’ny faha-63 taonany

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Novambra 2014
Actualités.VFL Soamiavaka Filadelfia Hifamotoana amin’ny vahoaka eny Analakely

Mankalaza ny faha-15 taona nijoroany ny Vondrona Fototra Laika Soamiavaka Filadelfia. Hanamarihan’ny fikambanana io tsingerintaona io ny famoahana rakitsary faharoa ahitana hira 12

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Novambra 2014
Actualités.Ambasadaoron’i Etazonia Ho avy amin’izay i Robert T. Yamate

Nohamafisin’ny Antenimierandoholona amerikanina ny 19 novambra 2014 teo ny fanendrena an’i Robert T

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Novambra 2014
Actualités.Andron’ny indostria eto Afrika. Manao mpitari-bato vilam-bava ny Minisitra

Nankalazaina omaly ho an’i Madagasikara ny andron’ny Indostria eto Afrika. Novoizina tamin’izany ny fanomezana lanja ity sehatra ity mba ho loharano mampandroso ny firenena

Hamaky ny tohiny
FTT