• Alatsinainy 01 Desambra 2014
Actualités.Mbola ho ela …

Nangina indray aloha ny dinika fampihavanana karakarain’ny FFKM. Mbola anatin’ny fandaminana tanteraka angamba ry zareo. Ireo manakiana sy tsy dia mankasitraka loatra ity hetsika ity no toa mimenomenona isan’andro indray tato ho ato izay

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Desambra 2014
Actualités.FANAMBOARAN-DALANA Hanome vola 518 tapitrisa euro ny eoropeanina saingy…

Nandritra ny famaranana ny kongresy momba ny lalana teny amin’ny CCI Ivato no nilazan’ny solontenan’ny vondrona eoropeanina miasa sy monina eto Madagasikara, fa efa vonona ny vola 1700 miliara ariary (518 tapitrisa Euro) tafiditra amin’ny FED faha-11 entina hanarenana ny lalana eto amintsika manomboka ny taona 2015 hatramin’ny taona 2020. Misy anefa ny fepetra napetrakizy ireo ao anatin’ny fanomezana izany, dia ny fanomanan’ny Malagasy tahitrin-kevitra izay tokony ho vita alohan’ny telo volana voalohany ny taona 2015 sy ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Desambra 2014
Actualités.Fanafihana mpivarokena tao ankirihiry Balana mpitandro ny filaminana no nampiasain’ny jiolahy

Ny alakamisy 27 novambra lasa teo no nisy nanafika tokony tamin’ny 07ora sy sasany hariva teo am-podiana avy nivaro-kena ity teratany sinoa – malagasy 52 taona monina ao Ankirihiry Atsimo P/elle 11/23, izay namoy ny ainy noho ny fahaverezan-dra be loatra teo am-pitondrana azy hoentina hotsaboina teo anivon’ny hopitaly be

Actualités.Fanampiana ireo ben’ny tanàna Hamatsy vola 5 miliara Ariary ny minisiteran’ny asa vaventy

“Anisan’ny antoka iray hanamorana ny famahana ny olana ara-dalàna amin’ireo kaominina eto amintsika, ny fanampiana azy ireny amin’ny fanatsarana ny lalantany mihazo azy ireny avy, mba ialana amin’ny fitokana-monina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Desambra 2014
Actualités.FARI-DRANOMASINA MAHAJANGA Ataon’ny orinasa ENELEC fanariana solika maloto

Mivarina any an-dranomasina avokoa ireo solika efa tsy ampiasain’ny orinasa ENELEC ao Mahajanga.

Hamaky ny tohiny
FTT