• Talata 09 Desambra 2014
Actualités.Ankadindramamy

Taksi nivadika ambony ambany saika nandripak’olona Lozam-pifamoivoizana niteraka fitohanana omaly tokony ho tamin’ny 10 ora sy sasany maraina teny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Desambra 2014
Actualités.Ankadindramamy

Taksi nivadika ambony ambany saika nandripak’olona Lozam-pifamoivoizana niteraka fitohanana omaly tokony ho tamin’ny 10 ora sy sasany maraina teny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Desambra 2014
Actualités.Fakiolten’ny Médecine Ankatso May ny biraon’ny sojabe

Tsy fantatra intsony izay zava-miafina ao amin’ny fakiolten’ny sampana fitsaboana Ankatso. Ny alin’ny alahady lasa teo mantsy, tokony ho tamin’ny 1ora maraina dia fantatra fa nisy nandoro ity toerana ity

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Desambra 2014
Actualités.HALATRA NIKELAN’AMBATOVY Misy olo-maventy tsy azo kitihina ?

Misoko mangina toa ron-gisa ny fanadihadiana momba ilay raharaha nikelan’Ambatovy. Hatreto aloha dia ireo “olona azo gadraina ihany no mbola voahazona am-ponja” ahitana ireo mpiasa 5 eo anivon’Ambatovy sy ireo olona tsotra roa hafa ary ilay mpiasan’ny fadintseranana ao Toamasina

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Desambra 2014
Actualités.Jean-Marc Koumba Miantso vonjy amin’ny Frantsay

Nandefa taratasy any amin’ny masoivoho frantsay i Jean-Marc Koumba miangavy ireo diplaomaty frantsay roalahy mba hijoro vavolombelona hilaza ny marina momba azy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Desambra 2014
Actualités.Kambotin’ny Polisim-pirenena Nahazo fanampiana avy amin’ireo « Officiers de police »

Amin’izao ankatoky ny fetin’ny Noely sy ny faran’ny taona izao dia nahatsiaro manokana ireo ankizy kambotin’ny polisim-pirenena beazina any Ambatolampy ny Fikambanan’ny Officier de Police eto Madagasikara (Collectif des Officiers de Police de Madagasikara)

Hamaky ny tohiny
FTT