• Alarobia 17 Desambra 2014
Actualités.Tetikasa AMBATOVY Manazava manokana ny hetra aloany

Nanomboka omaly talata 16 desambra ny varavarana misokatra faha-02 karakarain’Ambatovy ao Toamasina. Ny momba ireo hetra aloany amin’ny fanjakana malagasy sy ireo asa sosialy sy tontolo iainana ataony no asongadiny ao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Desambra 2014
Actualités.Izay mahasoa

Manomboka sarotsarotra ho an’ny olona sasany ny fizotry ny raharaha politika amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Desambra 2014
Actualités.FOKONTANY ARANTA Lehilahy 40 taona nanolana zaza 6 taona

Tsy fantatra izay loza nahazo ity raim-pianakaviana iray tao amin’ny fokontany Aranta ity fa dia naolany ity zazavavy kely 6 taona izay mpiray tanàna aminy ihany

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Desambra 2014
Actualités.FOKONTANY ARANTA Lehilahy 40 taona nanolana zaza 6 taona

Tsy fantatra izay loza nahazo ity raim-pianakaviana iray tao amin’ny fokontany Aranta ity fa dia naolany ity zazavavy kely 6 taona izay mpiray tanàna aminy ihany

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Desambra 2014
Actualités.Ambanja Dimy maty nihinana soka-dranomasina

5 maty, 8 marary mafy ! Izay no vokatry ny fihinanana fano na soka-dranomasina tany Maroteny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Desambra 2014
Actualités.Siramamy halatra tao amin’ny Sucoma Misy depiote nitaona tamin’ny kamiao ?

Taorian’ny fandrobana ny orinasa Sucoma dia fantatra izao fa amidy dimy arivo Ariary ny lasakan-tsiramamy iray amin’ny 50 kilao any Morondava. Araka izany dia miparitaka any an-toerana ny varotra an-tsokosoko ireto siramamy voaroba ireto

Hamaky ny tohiny
FTT