- Alatsinainy 29 Desambra 2014
Actualités.Fako miavosa ao Toamasina Nanadio tanàna ny faritra atsinanana
Vola 2 tapitrisa ariary avy amin’ny faritra atsinanana niantohana ny solika tamin’ny fanadiovana ny tanàna tamin’ny alalan’ny fanalana ireo fako miavosa mameno ny tsena 3 goavana ao Toamasina, dia Bazary kely sy Ankirihiry ary Bazary Depot
Hamaky ny tohiny