• Alakamisy 22 Janoary 2015
Actualités.MAHAJANGA Niakatra 600 ariary ny vidin’ny mofo

Niakatra nanomboka ny talata 20 janoary 2015 teo ny vidin’ny mofo ho 600 ariary raha 500 ariary izany teo aloha. Noho ny fiakaran’ny vidin’ny lafarinina eny amin’ny tranombarotra no antony mahatonga ny fiakarana. Niteraka fahasahiranana ho an’ny vahoaka izany satria dia efa tsy mahazaka

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Janoary 2015
Actualités.Rivotiana Richard Jean Bosco Ahiana ho tapaka ny RN-7

Ahiana ho tapaka ny lalam-pirenena faha-7 raha tsy voajerin’ny fanjakana haingana ny eo amin’ny fihaonan-dalana Mananjary-Tanà-Fianarantsoa izay efa simba no mbola niampy ny sikilaonina indray, hoy ny depiote Rivotiana Richar Jean Bosco voafidy tany amin’ny distrikan’i Lalangiana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Janoary 2015
Actualités.Toetr’andro eto Madagasikara Mbola hisy rivodoza roa handalo

Azo lazaina fa efa manalavitra an’i Madagasikara tanteraka ilay rivodoza Chedza, fa miaina ao anaty volon’andro fahavaratra indray isika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Janoary 2015
Actualités.TOLOTRA “FIHARY” Nampahafantarina tany Toamasina

Manomboka ny volana febroary izao dia hanokatra ny tahirim-bola “Fihary” ny eo anivon’ny tahirim-bolam-panjakana, koa nampahafantarina ny vahoaka sy ny mpiasa ary ny mpanao gazety tao Toamasina ny mombamomba ity tolotra vaovao ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Janoary 2015
Actualités.Tonelina Ambanidia Mila mailo ny rehetra, hoy ny holafitry ny Injeniera

Na dia nilaza aza ny minisi-panjakana sy ny minisitry ny asa vaventy mahakasika ny tonelina etsy Ambanidia dia ilaina hatrany ny fahamailon’ny rehetra. Efa misy rahateo ny teknisianina vahiny hijery manokana ny toerana. Raha ny fanazavana nomen’ny teknisianina momba ny asa vaventy iray dia tsy azo tsinontsinoavina ny tranga tahaka izao

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Janoary 2015
Actualités.Tetikasa Alarela Fikarohana ho amin’ny fampandrosoana

Faritra Analanjirofo sy Alaotra Mangoro no voakasiky ny tetikasa, ka ireo mponina manodidina ny sahandriakan’ i Maningory no jerena sy karohina ny fomba fampiasany ny otrikarena manodidina azy. Mpianatra telo mianadahy no manao ny fikarohana

Hamaky ny tohiny
FTT