• Alatsinainy 02 Febroary 2015
Actualités.Taolagnaro 600 Ar ny vary iray kapoaka

Raha 500Ar ny vidin'ny vary iray kapoaka, herinandro lasa izay, niakatra ho 600ar izany amin'izao fotoana. Anisan'ny antony goavana mahatonaga izany ny fiakaran'ny rano vokatry ny rotsak'orana nisesy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Febroary 2015
Actualités.Faritra Androy Mijaly rano ny mponina

200 ka hatramin’ny 250Ar ny vidin'ny rano iray daba amin'ny 20 litatra ao Ambovombe Androy. Mbola mihoatra lavitra noho io aza any amin'ireo toerana tsy ahitana lava-drano. Ao anatin'ny fahasahiranana tanteraka ny mponina, indrindra ireo andriambavilanitra mpikarakara tokantrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Febroary 2015
Actualités.Mirongatra ny tsy fahandriampalemana Manomana paikady vaovao ny EMMO-NAT

Manoloana ny tsy fandriampahalemana izay nirongatra tato ho ato dia hisy ny tetika maty paika hataon’ny Emmo-nat. Nilaza ny minisitry ny foloalindahy ny Jly Rakotozafy Dominique fa tsy handefitra amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Janoary 2015
Actualités.Lalam-pirenena Nahatratra 20 ny lalana tapaka nandritra ny rivodoza

Nahatratra 20 isa ny lalana tapaka tany amin’ny lalam-pirenena nandritra ny fandalovan’ny rivodoza Chedza teto amintsika, raha araka ny fanazavan’ny minisitry ny asa vaventy Roland Ratsiraka omaly

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Janoary 2015
Actualités.FANAMPIANA NY TRABOINA Handray anjara ny Raiamandreny Tangalamena

Handray anjara amin’ny fanampiana ireo traboina vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Chedza ireo tangalamena, tarihin’ny filoha nasionaliny Ramandimbison Paul. Any amin’ny faritra Vatovavy Fitovinany no hisantaran’izy ireo izany ka anisan’ireny ny distrikan’i Mananjary, Nosy Varika, Farafangana, Manakara, Ikongo ary Vohipeno

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Janoary 2015
Actualités.Mampiesona

Efa tsy hita intsony izay hiainana eto an-drenivohitra eto

Hamaky ny tohiny
FTT