• Alakamisy 05 Febroary 2015
Actualités.MAINTIRANO Mirongatra ny fanafihan-jiolahy mitam-basy

Noho ny haratsian-dalana, saika isan’andro hahenoana fanafihana mitam-basy foana ataona dahalo mpanakan-dalana tato ho ato ao Betanatanana 15 km tsy hiditra ny tanànan’i Maintirano, renivohitry ny faritra Melaky

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Febroary 2015
Actualités.ANTETEZANA AFOVOANY Lehilahy mamon-drongony, nanolana zaza tsy ampy taona

Lehilahy iray sahabo 30 taona nisara-bady manan-janaka roa, mpanao karama an-tselika no saika matin’ny hatezeram-bahoaka, omaly antoandro, tokony ho tamin’ny 12 ora sy 30 minitra tetsy Antetezana Afovoany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Febroary 2015
Actualités.Rasoamalala Odette Brenda Manentana ny any Ambato hiomana amin’ny fifidianana

Mbola maro ny zava-boalazan’ny fifanarahana voasoratra ao anaty faideroty tsy tanteraka mandraka androany ka mbola mitohy ny tolona aty an-kianjan’ny Finoana aty Antananarivo aty, hoy Rtoa Rasoamalala Odette Brenda,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Febroary 2015
Actualités.Ivato Seranana Naiditra am-ponja ireo Sinoa telo lahy nampijaly mpiasa malagasy

Teratany sinoa telo no naiditra am-ponja vonjimaika noho ny tsy fanajana ny zon’olombelona nataon’izy ireo tamin’ny mpiasa malagasy. Voalaza fa tompona orinasa eny Ivato ireto teratany vahiny ireto ary efa malaza amin’ny fanitsakitsahana ny zon’ny mpiasa

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Febroary 2015
Actualités.Tetikasa AlaRela Ireo sampandraharaham-panjakana indray no nanaovana fikarohana

Miditra amin’ny andiany faha-17 ankehitriny ny asa fikarohana atao ny tetikasa AlaRela. Ireo mpanapa-kevitra indray no nampandraisina anjara tamin’ilay lalaontsaina hoentina hamantarana ny fomba fijerin’izy ireo mahakasika ny fampiasana ny olona ireo otrikarena misy eo aminy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Febroary 2015
Actualités.Fikambanana Youth First Mametraka ny vehivavy amin’ny toerana mendrika

Mametraka hatrany ny vehivavyvamin’ny toerana mendrika azy ao anaty fiarahamonina ny fikambanana Youth first amin’ny alàlan’ny fampiofanana tovovavy amin’ny fahaiza-mitarika. Hiditra amin’ny volana martsa ho avy izao indray araka izny ny andiany fahatelo amin’ny fampitam-pahaizana hoan’ireo tovovavy liana amin’izany eto Analamanga

Hamaky ny tohiny
FTT