• Talata 10 Febroary 2015
Actualités.Imerimanjaka, Ambohijanaka Nahazo rano fisotro madio

Nahazo rano fisotro madio ny mponina ao amin’ny Fokontany Imerimanjaka, kaominina Ambohijanaka. Ny faran’ny herinandro teo no nanokanana tamim-pomba ofisialy ny fotodrafitrasa ahitana paompin-drano roa lehibe

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Febroary 2015
Actualités.Kianja mitafon’i Mahamasina Traboina 3 no teraka tao anatin’ny iray volana

Traboina miisa telo no indray teraka tetsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina tao anatin’ny iray volana namindrana azy ireo tao an-toerana, raha ny fanadihadiana natao. Traboina avy amina fokontany miisa 14 eto an-drenivohitra sy ny manodidina izy ireo toy ny ao amin’ny Fokontany Andavamamba Anjezika II, Anatihazo Isotry, Ambohitsoa Ankazolava, Ampitatafika

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Febroary 2015
Actualités.Ankizivavy 15 taona namoifo Namono tena nitelina fanafody maherin’ny 30

Mafy sy mahery ny mitia, ireo kely salosana mahasahy manapitra ny ainy ho any amin’ny varotsimifody. Mihavery ny soatoavina Malagasy amin’izao, sy ny oha-pitenenana manao hoe : “ Tanala very sampy, ny manova no mety ”. Ny « Saint-Valentin » nefa akaiky !

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Febroary 2015
Actualités.Anosizato Atsinanana Komitim-pokontany nandratra olona, tsy hita ny nanjavonany

Komitim-pokontany iray no voatondro ho nidaroka ka nahavaky lohan'ny raim-pianakaviana iray ny faran’ny herinandro lasa teo iny tetsy Anosizato atsinanana. Raha ny fantatra dia mamo ity komitim-pokontany ity ka nila vaniny tamin’ny olona sendra azy. Nitory ilay naratra ka nisy ny fampiantsoana teny amin’ny mpitandro ny filaminana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Febroary 2015
Actualités.Tolo-tanana ho an’ireo traboina Nanome 400.000 dolara ny banky iraisam-pirenena

Mitohy hatrany ny fanampiana ireo niharam-boina avy amin’ireo firenena mpiara-miasa amin’i Madagasikara. Fantatra ary izao fa dia namoaka vola mitentina 400.000 dolara ny banky iraisam-pirenena ho voin-kava-mahatratra. Fantatra izany omaly nandritra ny fanambarana nataon-dRtoa Coralie Gevers

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Febroary 2015
Actualités.CISCO Bealanana sy Ambalavao Mizotra tsara ny fampianarana

Tsy mitombina ny filazan’ny filohan’ny ANEFFA, fantatry ny maro amin’ny solon’anarana Veve, araka ny nivoaka an-gazety mpiseho isan’andro iray ny alakamisy 05 febroary 2015 lasa teo fa mikatona ary tsy mianatra ny mpianatra ao amin’ny Cisco Bealanana,

Hamaky ny tohiny
FTT