• Alarobia 11 Febroary 2015
Actualités.JIRAMA Tolagnaro Mametsifetsy ny mpanjifa …

Aloa manontolo mialoha any amin'ny jirama ny vola rehetra (devis). Vola ho saran'ny fampidirana jiro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Febroary 2015
Actualités.Kere any Atsimo Tsy hitovizana ny hevitra eo amin’ny fisian’ny maty

Samy tafaverina avy any amin’iny Faritra Atsimon’ny Nosy iny na Rtoa Onitiana Realy minisitry ny mponina, na ny depiote Jean Michel Henri voafidy tany amin’ny distrikan’Ambovombe Androy. Ny itovizan’ny fanambarana nataon’izy ireo tamin’ny mpanao gazety omaly teny Tsimbazaza dia ny filazana fa tena misy ny Kere any amin’iny Faritra Atsimon’ny Nosy iny ary samy nahita maso

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Febroary 2015
Actualités.Lalana Digy Nitsoraka tany an-tanimbary ilay fiara P 405

Fiara Peugeot 405 avy any Talatamaty no nitsoraka tany an-tanimbary teny amin’ny lalana digy omaly. Raha ny angom-baovao

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Febroary 2015
Actualités.Lycée Ambohimanarina Tsy ampy ny efitrano fianarana

Nahazo ny anjara «tablettes» miisa 50 avy amin’ny ministeran’ny Fanabeazam-pirenena nanomboka ny alakamisy lasa teo ireo mpampianatra sy mpianatra ao amin’ny lycée Ambohimanarina

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Febroary 2015
Actualités.Razafitsiandraofa Jean Brunel Hahatafita ben’ny tanàna 1000 ny vondron’Ambodivona

Handray anjara amin’ny fifidianana ben’ny tanàna ny vondrona Ambodivona, hoy ny depiote Razafitsiandraofa Jean Brunel raha tafaresaka tamin’ny mpanao gazety omaly teny Tsimbazaza ka hahatafiditra olona hatrany amin’ny 1000 any

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Febroary 2015
Actualités.Zanadranavalona Hifidy birao vaovao amin’ny 26 aprily 2015

Aleo tara toa izay tsy misy ! Notanterahan’ny fikambanana Zanadravaolona teny amin'ny toeram-pialamboly teny Bevalala ny alahady 8 febroary ihany ny fifampiarahabana nahatratra ny taona 2015. Fifankahitana indray, firaisankina na fifankahalana sy fiaraha-nisakafo nomban-korana no nifamotoanana tamin’izany. Nampahatsiahivin’ny filohan’ny fikambanana, Ravelonarivo

Hamaky ny tohiny
FTT