- Alakamisy 12 Febroary 2015
Actualités.Zotra 105 Ambohimanarina Mitokona rehefa tsy arahina ny sitrapony
Mitokona ihany koa ny zotra 105 mampitohy an’Ambohimanarina amin’Antananarivo rehefa tsy arahina ny sitrapon’izy ireo. Vao tsy ela ihany koa mantsy no nitokona ny zotra D mampitohy an’Ivato sy ny renivohitra.
Hamaky ny tohiny