Actualités

Manakara Dokotera iray nidoboka am-ponja


  • Alarobia 11 Febroary 2015

Mafanafana ny toe-draharaha ao Manakara taorian’ny nampidirana am-ponja dokotera vavy miasa ao an-toerana hatry ny omaly.

 Mpitsara miasa ao an-toerana ihany no nitory azy noho ny resaka fiara nirehitra, ary nifandroritana hatramin’ny herinandro lasa iny ny raharaha. Nisy fanelanelanana nataon’ireo solontenam-panjakana sy ny herivelona samihafa, dia mba nilamindamin-dratsy teo. Tsy naharitra anefa izany dia niverina teny amin’ny fitsarana ny indray ny raharaha omaly ary niafara tamin’izao fampidirana am-ponja izao. Niteraka disadisa eo amin’ny fianakaviamben’ny mpitsara sy ny mpiasan’ny fahasalamana ao an-toerana ity tranga ity.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT