Actualités

Zotra 105 Ambohimanarina Mitokona rehefa tsy arahina ny sitrapony


  • Alakamisy 12 Febroary 2015

Mitokona ihany koa ny zotra 105 mampitohy an’Ambohimanarina amin’Antananarivo rehefa tsy arahina ny sitrapon’izy ireo. Vao tsy ela ihany koa mantsy no nitokona ny zotra D mampitohy an’Ivato sy ny renivohitra.

  Raha ny fantatra dia tsy avelan’ny mpitandro ny filaminana mihodina eo amin’ny farmasia Ambohimanarina intsony izy ireo. Vokany,   betsaka ireo mponina eny an-toerana no lasa mandeha an-tongotra. Nilaza ireo mponina fa fihetsiketsehana fotsiny ihany sisa ilay saran-dalana tokana fa ny kalitao dia tsy misy. Tsy mahavita miteny ireo mpamily sy ny resevera ihany koa ny koperativa. Manao antso avo izy ireo mba hijerena akaiky ireo taksibe tsy manara-dalàna ary raha sendra ahitsy dia manao be loha.  

Tojo

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT