- Alakamisy 19 Febroary 2015
Actualités.Mpianatra ho zandary 85 mianadahy no voaray tao Mahajanga
Ny faran’ny herinandro teo no nivoaka ny voka-panadinan’ny mpianatra ho zandary ho an’ny faritany Mahajanga.
Hamaky ny tohinyNy faran’ny herinandro teo no nivoaka ny voka-panadinan’ny mpianatra ho zandary ho an’ny faritany Mahajanga.
Hamaky ny tohinyTamin’ny fito ora maraina dia efa feno an’ireo mpitondra bajaj ny teo anoloan’ny lapan’ny tanana hikasa ny hidina an-dalambe. Nohon’ny fitakiana ny fanavoezana ny bokin’ny andraikitra vaovao no antony io fidinana an-dalambe io satria dia mahatsiaro ho voafehy izy ireo ny amin’ny tsy fahafahana mivezivezy ny tanana eo koa ny fitakiana ireo bajaj 25 izay nampidirana
Hamaky ny tohinyTsimialonjafy fa misokatra ho an’ireo karazana orinasa sy mpandraharaha ara-dalàna rehetra ny fandaharanasa ny programa «Procom» avy amin’ny vaomiera eoropeanina hanohanana ny sehatra tsy miankina Malagasy amin’ny alalan’ny Federasionan’ireo Antenimieran’ny Varotra sy ny Indostria miisa 24

Hamaky ny tohinyNitrangana vaky trano tao amin’ny faritry ny Toby miaramila Akademia Antsirabe ny talata 10 febroary 2015 lasa teo ka tranona manamboninahitra iray tao no novakian’andian-jatovo niisa 3 lahy ka zazalahy mbola vao 13 taona monja ny iray tamin’izany
Hamaky ny tohinyMilaza ho mompera ireto mpisoloky gaigilahy roa ireto raha nahita ity ramatoa mpivarotra vary avy any Amboromalandy. Mpanao asa soa ireto mompera ireto raha ny filazany tamin’ity ramatoa ity ka efa maro ny zava-bitan’izy ireo tao Mahajanga ka afaka manampy ny olona rehetra koa
Hamaky ny tohiny