Actualités

Mpianatra ho zandary 85 mianadahy no voaray tao Mahajanga


  • Alakamisy 19 Febroary 2015

Ny faran’ny herinandro teo no nivoaka ny voka-panadinan’ny mpianatra ho zandary ho an’ny faritany Mahajanga.

 

 85 mianadahy ireo tafiditra manaraka ny fiofanana ho zandary ao Ambositra izay nahitana mpifaninana miisa 1400 eo ho eo avy amin’ny distrika 4 ao amin’ny faritra Boeny. Ny 12 tamin’ireo mpifaninana dia vehivavy ary 70 ny lehilahy. Nihena ny taham-pahafahana tamin’ity voka-panadinana ity raha nampitahaina tamin’ny taon-dasa. Ny 1 martsa izao no hanainga amin’ny faritra hanatanterahana ny fiofanana ireo mpianatra ary mitondra ny taratasy fiantsoana azy ireo. Nilaza ny lehiben’ny kaomandin’ny kaompania zandary ao Mahajanga Randrianirainy Pacom fa tsy tokony hohadinoina ireo antontantaratasin’ireo mpianatra.   

 

Tolin

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT