• Zoma 20 Febroary 2015
Actualités.Tetikasa «Papriz» : hiabo 20% ny vokabary mialoha ny 2018

Nahomby ny tetikasa «Projet d’Amélioration de la Productivité Rizicole sur les Hautes Terres Centrales» notanterahana amin’ireo faritra 5 teto afovoantanin’i Madagasikara nanomboka tamin’ny janoary 2009 ka hifarana amin’ny jolay 2015 izao. Raha nanodidina ny 2,20 taonina isan’hektara mantsy ny vokatra avy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Febroary 2015
Actualités.Vaky trano sesilany ao Antsirabe Lasibatra hatrany anaty toby miaramila

Nitrangana vaky trano tao amin’ny faritry ny Toby miaramila Akademia Antsirabe ny talata 10 febroary 2015 lasa teo ka tranona manamboninahitra iray tao no novakian’andian-jatovo niisa 3 lahy ka zazalahy mbola vao 13 taona monja ny iray tamin’izany. Raha ny tatitra nentin’ny Liétna lefitra Andriamihaja Raphaël, lehiben’ny Lehiben’ny “Groupe d’Appui a la Police Judiciaire”

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Febroary 2015
Actualités.ANDRON’NY SEKOLY Hampidirina hitaiza ny mpianatra ny fanaovana hazakazaka lavitr’ezaka

Nosokafana tamim-pomba ofisialy omaly alarobia 18 febroary, haharitra telo andro ny andron’ny sekoly ho antsika eto Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Febroary 2015
Actualités.FIM andiany faha-10 Manandratra hatrany ny vita Malagasy

Hotanterahina ny 07 ka hatramin’ny 10 mey ho avy izao indray ny andiany fahafolo amin’ilay Foara iraisam-pirenena eto Madagascar (FIM) hatao etsy amin’ny Parc des expositions Forello Tanjombato

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Febroary 2015
Actualités.Fampiakarana ny vidin’ny mofo Mbola mitohy ny fifampiraharahana

Nandeha ny feo tamin’ity herinandro iny fa hiakatra 500 Ar ny vidin’ny mofo dipaina iray

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Febroary 2015
Actualités.Ady amin’ny asan-dahalo Aiza ny helikôptera no tsy ampiasaina ?

Ho faty hatrany ny olona ary ho ringana avokoa ny omby any Atsimo amin’ny afitsoky ny fanjakana manoloana ny firongatry ny asan-dahalo any atsimon’ny Nosy. Ady an-tanety hatrany no mba vahaolan’ny fanjakana hatramin’izao

Hamaky ny tohiny
FTT