• Zoma 20 Febroary 2015
Actualités.Fisandohana ho mpitsara Tratra ambodiomby i Andriamanambelona James

Ny talata 10 febroary teo no tonga tao Toamasina Atoa Andriamanambelona James ary nipetraka tao amin’ny trano fandraisam-bahiny “Beryl Hotel” Tanambao V. Nanomboka teo dia efa nampiasa ny fisandohany ho mpitsara ny tenany, satria io maha mpitsara azy io no misoratra amin’ny bokin’ny trano fandraisam-bahiny nipetrahany

Hamaky ny tohiny

Actualités.MINISITRY NY FIAROVAM-PIRENENA Nijery ny olan’ireo foloalindahy tao Mahajanga

Nitafa nivantana tamin’ireo foloalindahy Malagasy tao an-drenivohitra Boeny ny minisitry ny fiarovam-pirenena Jeneraly Rakotozafy Dominique Jean Olivier nijery ny olana sedrain’ireo tafika ao anatin’ny fanatanterahana ny asany. Niainga avy eny amin’ny tobin’ny tafika an-dranomasina sy anabakabaka eny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Febroary 2015
Actualités.Seranam-piaramanidina Ivato Mihantsy manampahefana ireo mpanao trafika

Ny eo tsy miravona, ny hafa misosoka ihany. “Lingot” volamena amin’ny 500 g isanisany avy mitotaly 2kg sy “hippocampe” 3000 isa indray no sarona teny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Febroary 2015
Actualités.Ranaivoson Alain “Mbola malalaka ny tsena ivelany fa isika no tsy mihetsika”

Ranaivoson Alain, mpandraharahan mpanorina ny “Domaine Fiavo Exploitation agricole” mifototra amin’ny fambolena sy fanondranana vokatra avy any ivelany no vahinin’ny sokela anio. Izy dia nilaza fa mahatoky ny fandraharahana malagasy hampiakatra ny toekarem-pirenena, nefa mila fanarahana rafitra mazava ho an’ny tsirairay izany. Toy izao ny resadresaka nifanaovana taminy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Febroary 2015
Actualités.Sosialim-bahoaka Ilana vahaolana haingana avy amin’ny mpitondra

Tsy fotoanan’ny fanoherana bontolo intsony ny vanim-potoana lalovan’ny firenena Malagasy ankehitriny. Efa nilaozan’ny toetr’andro ny fanonganam-panjakana izay nanapotika hatrany ny fiainan-dRamalagasy. Tena sarotra mazàna ny fanarenana ny toekarena aorian’ny fiverenan’ny fitantanana ny raharaham-pirenena manaraka ny ara-dalàna

Hamaky ny tohiny
FTT