• Alarobia 25 Febroary 2015
Actualités.Mpamily tsy manara-dalàna Ho sintonina avy hatrany ny « permis »

Nihaona sy nifampidinika mikasika ny olan’Antananarivo Renivohitra ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny voakasika omaly, nahitana ny solontenan’ny mpanjifa, ny mpitatitra, ny mpitandro ny filaminana notronin’ny kaominina

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Febroary 2015
Actualités.Mpiasan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra Manohitra amin’ny heriny rehetra ny fizarana an’Antananarivo

Manohitra amin’ny heriny rehetra ny fikasana hamolavolana sata hafa vaovao entina hizarazarana an’Antananarivo ireo mpiasan’ny kaominina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Febroary 2015
Actualités.Tapatapany Ilanivato

Dibo-drano tanteraka ny lalana eny Ilanivato manomboka eo amin’ny lambamena ka hatreny amin’ny tetezana Apipa. Efa ny posy no mitatitra olona ny maraina mandrapahariva

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Febroary 2015
Actualités.AMCT sy GMC Ady mangatsiaka lasa ady miharihary

Rehefa nivory maika ny “Comité restreint” izay misolotena ny fikambanana AMCT iray manontolo dia maneho etoana fa : tsy miombon-kevitra amin’ireo namana CT izay nanao valandresaka ho an’ny mpanao gazety teny amin’ny Hotely Colbert Antaninarenina tamin’ny alakamisy 19 febroary teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Febroary 2015
Actualités.Antanifotsy – Ambohitompoina Lanjaina an-tongotra ny razana, tsy afaky ny fiara ny 45 km

Tsy afaky ny fiara intsony ny 45 km mampitohy ny tanànan’Antanifotsy sy ny kaominin’Ambohitompoina noho ny haratsian’ny lalana. Tsy misy afa-tsy ny sarety sy ny bisileta sisa no mitondra ny entana sy ny olona any an-toerana. Teo aloha kely teo dia mbola nisy fiara nampitohy an’ireto kaominina roa ireto ihany saingy lafo dia lafo ny saran-dalana tamin’izany fa teo amin’ny 20.000 na 25.000 ar ary tafakatra hatrany amin’ny 30.000 ar mihitsy aza.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Febroary 2015
Actualités.Distrikan’Arivonimamo Nahazo Ceg vaovao i Mangatany

Notokanana ny sabotsy lasa teo ny trano sekoly vaovao misy efitra 4 ho an’ny Ceg any Mangatany Arivonimamo. Vola manodidina ny 30 tapitrisa ariary no nenti-nanana izany ka fifanomezan-tanana teo amin’ireo mpiara-miombon’antoka maro notarihan’ny depiote Rakotomanjato Rodina voafidy tany an-toerana no nahazahoana izany ka saika fanolorana fitaovana enti-miasa avy hatrany no natolotry ny ankmaroany.

Hamaky ny tohiny
FTT