Dibo-drano tanteraka ny lalana eny Ilanivato manomboka eo amin’ny lambamena ka hatreny amin’ny tetezana Apipa. Efa ny posy no mitatitra olona ny maraina mandrapahariva
. Ny alina, vokatry ny rotsak’orana nanomboka tamin’ny 6ora hariva dia fefika tanteraka ny lalana. Mety tsy ho afaka intsony ny fiara madinika
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.