Actualités

Mpiasan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra Manohitra amin’ny heriny rehetra ny fizarana an’Antananarivo


  • Alarobia 25 Febroary 2015

Manohitra amin’ny heriny rehetra ny fikasana hamolavolana sata hafa vaovao entina hizarazarana an’Antananarivo ireo mpiasan’ny kaominina.

  Efa tsy neken’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana ny nanatanterahana izany, hoy hatrany izy  ireo noho izany  tsy tokony hitadiavana hevitra hafa intsony. Ny fitazonana ny datin’ny fifidianana Ben’ny tanàna izao no mahamaika, hoy hatrany izy ireo. Efa ela loatra mantsy, hoy i dokotera Tsinjo ny nitantanan’ireo PDS ny tanàna ka aleo olona voafidim-bahoaka amin’izay no hitantana. Hangatahin’izy ireo ny hanokafana ny daty hametrahana ny taratasy filatsahan-kofidiana izay tokony hanomboka ny volana Martsa ho avy izao. Nanatanteraka fihaonambe izy ireo omaly.


Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT