• Alakamisy 05 Martsa 2015
Actualités.Randriamamiarizafy Ignace Tena kere Antananarivo fa tsy traboina fotsiny

Raha ireo tsirambin’ny tanana hoentin’ireo malala-tanana eto amin’ny manodidina an’Antananarivo no jerena dia azo ambara fa tena kere no misy eto fa tsy traboina fotsiny, hoy Randriamamiarizafy Ignace. Ny hita sy fandre mantsy, hoy izy, rehefa misy an’ireo hetsika famonjena ireo havana niharam-boina eny amin’ny faritra iva noho ny fiakaran’ny rano ireny dia ny fizarana fotsimbary no tena be mpanatitra

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Martsa 2015
Actualités.Rano miandrona Ilaina diovina ireo tatatra fivoahan-drano

Tsara ny ezaka fanamboaran-dalana tanterahan’ny fitondram-panjakana ankehitriny na tsy dia fahita firy hatramin’izay aza ny mikitika fotodrafitrasa ao anatin’ny vanim-potoanan’ny orana. Tsy azo andrasana intsony rahateo ireo asa sokajiana ho tena

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Martsa 2015
Actualités.Sekoly teto Antananarivo sy ny manodidina Maro no tsy nanaraka ny toromariky ny DREN Analamanga

Nandefa fanambarana tamin’ny haino aman-jery samihafa ny Dren Analamanga fa andro tsy fianarana ho an’ny mpianatra eto amin’ny Faritra Analamanga ny alatsinainy 2 martsa teo nitohy ny talata 3 martsa ary dia nandidy ny sekoly

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Martsa 2015
Actualités.Taksiborosy voatafika Patiraon’omby 2 maty, 5 naratra miady amin’ny fahafatesana

Patiraon’omby roa no maty tsy tradrano lavon’ny bala, dimy hafa naratra mafy, ka anisan’izany ny mpamilin’ilay fiara Mazda taksiborosy iray mpitatitra mpandeha mampitohy an’i Betroka sy Beraketa izay voatifitra teo amin’ny tratrany, mbola miady mafy amin’ny fahafatesana hatramin’izao

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Martsa 2015
Actualités.Toamasina Miha tanora hatrany ireo mpanendaka

“Tena nirongatra tato ho ato ny asa fanendahana sy fanaovana sinto-mahery ireo mpitaingina moto sy posy ary ireo mpiantsena. Voatery nanaovana ‘operation’ manokana ny momba azy io noho ny fahamaroan’ny fitarainana voarainay”,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Martsa 2015
Actualités.Toamasina Miha tanora hatrany ireo mpanendaka

“Tena nirongatra tato ho ato ny asa fanendahana sy fanaovana sinto-mahery ireo mpitaingina moto sy posy ary ireo mpiantsena. Voatery nanaovana ‘operation’ manokana ny momba azy io noho ny fahamaroan’ny fitarainana voarainay”,

Hamaky ny tohiny
FTT