• Alakamisy 05 Martsa 2015
Actualités.HOPITALY BEFELATANANA Tafakatra 600 isan-taona ireo vehivavy sy ankizy hiharan’ny herisetra tonga mandalo ao aminy

Tafakatra 500 ka hatramin’ny 600 isan-taona ireo vehivavy sy ankizy lasibatry ny herisetra ara-nofo eto amintsika tonga mandalo etsy amin’ny hopitaly Befelatanana, raha araka ny fanazavan’ny profesora Rakotovao Hery. Ny 90%-n’ireo dia latsaky ny 18 taona avokoa raha 11 volana no

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Martsa 2015
Actualités.Filohan’ny ray aman-drenin’ny mpianatra Epp Tongarivo Nanolotra fitaovan-tsekoly ho an’ireo mpianatra traboina

Efa halohalika ara-bakiteny ny rano eny amin’ny faritr’Ambohimanatrika, Ambohitseheno ary Tanjombato. Tafakatra an-jatony maro ireo traboina. Vokatr’izany dia tsy afaka manohy ny fianarany ny mpianatra efa ho herinandro maromaro izay. Miteraka fahataran’ny fandaharam-pianarana izany, araka ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Martsa 2015
Actualités.Fanabeazana ny olom-pirenena vanona Handray anjara ny fiarahamonim-pirenena

Ny tsy fahampian’ny fanabeazana ny olom-pirenena no anisan’ny antony tsy hahafahantsika mampandroso ny firenena, raha ny fanazavan-dRahelinirina Esthelah, talen’ny fanabeazam-bahoaka ho olom-pirenena eo anivon’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena. Tsy andraikitry ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Martsa 2015
Actualités.Ady an-tranon’ny FFM Tsy mahefa mitsara ny Filankevi-panjakana

Ady tsy vita ny an’ireo samy mpikambana ao amin’ny Filankevitry ny fampihavanana Malagasy (FFM). Milaza ho tsy mahefa mitsara ny fangatahana ny hampiatoana sy ny hanafoanana mihitsy ny fampiharana ny fanapahan-kevitra hanova ireo mpikambana enina ao amin’ny Birao

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Martsa 2015
Actualités.GROUPE ECLAIREUR DE CONTACT Miantso ny fifanohanan’ny rehetra amin’ny fanatanterahana ny fampihavanana

Nivoaka tamin’ny fahanginana ny GEC na ny groupe éclaireur de contact hivondronan’ireo mpikambana eo anivon’ny filankevitry ny tetezamita teo aloha. Nambaran’izy ireo tamin’ny mpanao gazety omaly fa ny fotoana sarotra eto amin’ny firenena toy izao no tokony hanehoan’ny samy malagasy ny fitiavan-tanindrazana ao anatiny ka hampihetsika ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Martsa 2015
Actualités.Magro Behoririka Tena hain’i Dada ny miresaka amin’ny vahoaka sy mampahery azy

hanome alalana an-dRavalomanana hamangy ny vahoaka traboina ny mpitondra ankehitriny, hoy i Nenifara Ambohitrimanjaka, satria na dia mampahery fotsiny aza dia hainy ny miresaka amin’ny vahoaka. Aoka ny mpitondra hisaina lalina fa tena manota fady ny

Hamaky ny tohiny
FTT