Actualités

Magro Behoririka Tena hain’i Dada ny miresaka amin’ny vahoaka sy mampahery azy


  • Alakamisy 05 Martsa 2015

hanome alalana an-dRavalomanana hamangy ny vahoaka traboina ny mpitondra ankehitriny, hoy i Nenifara Ambohitrimanjaka, satria na dia mampahery fotsiny aza dia hainy ny miresaka amin’ny vahoaka. Aoka ny mpitondra hisaina lalina fa tena manota fady ny

TokonyMalagasy,  ny vato be aza ity mitady hirodana, ny satroboninahitry ny mpanjaka tsy hita hatramin’izao. Andrianamponimerina aza tsy nanasaraka an’Antananarivo fa nanambatra nefa mpanjaka masi-mandidy. “Mampanontany tena ihany hoe :  vaky ve i Sisaony sa nisy namaky haminganana ny mpitondra ?”, hoy i Manoela. Mety mihazakazaka ny praiminisitra Ravelonarivo ary mahitsy teny dia tsy zakan’ny sasany hoy izy. Esory ny sampy rehetra mandrakotra tanàna fa tsy mitondra soa ary tamin’ny tetezamita avokoa no nametrahana ireny. Kristianina i Madagasikara fa tsy franc-maçon hoy ny fanazavana. Mila miara-mandinika hoe ahoana no ivoahana amin’ny rano, ho avy ny rivodoza roa, mikapoka ny Tompo, ny vola anefa tsy am-pelatanana. Ny dalles tsentsin’ny fako. Tsy mahavita fihavanana ny olona tsotra fa hafa ny olona voahosotra ary na ny jentilisa aza manaiky fa ny FFKM no filoham-piangonana. Hafatra ho an’ny mpitondra, aleo manafatra vary dieny izao fa ho ratsy ny tantana. Raha mianjera i Hery Rajaonarimampianina dia noho ny HVM ihany. Asa raha ho tanteraka ny fifidianana ben’ny tanàna satria anaty rano i Madagasikara. Aleo tena mivavaka ry Malagasy.

RHR/Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT