• Alatsinainy 09 Martsa 2015
Actualités.Minisitry ny Vola Niaiky fa misy ny kolikoly sy ny kitranoantrano

Laharam-pahamehana amin’izao fotoana izao ny fampihenana ny fahantrana mianjady amin’ny 93%-n’ny Malagasy, hoy ny minisitry ny Vola sy ny Tetibola Rakotoarimanana Gervais tao amin’ny fahitalavi-panjakana ny sabotsy alina lasa teo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Martsa 2015
Actualités.Oniversiten’i Toamasina Tafapetraka ny sampany ao Analanjirofo

Efa-taona taorian’ny nanomanana ny sampan’ny oniversiten’i Toamasina tao Fenoarivo atsinanana, dia tanteraka izany ankehitriny ary handray mpianatra ny fidirana ofisialin’ny oniversiten’i Toamasina anio alatsinainy 09 martsa

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Martsa 2015
Actualités.Rano miandrona Ilaina diovina ireo tatatra fivoahan-drano

Tsara ny ezaka fanamboaran-dalana tanterahan’ny fitondram-panjakana ankehitriny na tsy dia fahita firy hatramin’izay aza ny mikitika fotodrafitrasa ao anatin’ny vanim-potoanan’ny orana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Martsa 2015
Actualités.« Salon des études internationales » Amin’ny alarobia ny fotoana

Noho ny fangatahan’ny mpianatra malagasy maro izay maniry mafy ny hanohy ny fianarana any Andafy dia manomana ny andiany faha-6 amin’ny « Salon des études internationales » indray ny fikambanana Madajeune

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Martsa 2015
Actualités.Sinoa nisy namono tany Ambatondrazaka Voatery nentina haingana eto Antananarivo

Sinoa iray miandraikitra ny tetikasa momba ny fambolena vary Hybride any Ambatondrazaka no nisy namono ny alin’ny alakamisy hifoha omaly zoma. Feno ratra tanteraka ny lohany sy ny tanany

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Martsa 2015
Actualités.Traboina eto an-drenivohitra Miaina ao anatin’ny tsy fahampiana lava

Efa ho tapa-bolana izao no niainan-dRazafindrakoto Lalao sy ireo vady aman-janany tao anatin’ny tsy fahampiana lava vokatry ny tondra-drano nahazo azy. Eny Andavamamba Ambilanibe no toeram-ponenany saingy

Hamaky ny tohiny
FTT