- Talata 10 Martsa 2015
Actualités.Fikambanan’ny Vady Miaramila Nankalaza ny 8 martsa teny amin’ny BATAC Arivonimamo
Hetsika miavaka sy tamimpiravoravoana tokoa no nankalazan’ireo Vady miaramila manerana ny nosy ny Andro Iraisam-pirenena natokana ho an’ny Vehivavy. Tsy ambakan’izany ny an’ireo mpikambana ao amin’ny FIVAMI (Fikambanan’ny Vady Miaramila) eto amin’ny Faritra Miaramila Voalohany eto Antananarivo izay nanao rodobe nankalaza izany tany amin’ny Tobimpiaramanidina mpiady BATAC Arivonimamo ny alahady 8 martsa teo
Hamaky ny tohiny