- Zoma 27 Martsa 2015
Actualités.Front Patriotique Malagasy Tsy mbola mahaleotena tanteraka isika
Tsy mbola mahaleotena tanteraka isika Malagasy ka mila mijoro mandray andraikitra hanongotra ny mpanjanatany sy ireo saribakoliny rehetra izay napetrany teo amin’ny fitondrana hatramin’izay, hoy ny «Front Patriotique Malagasy».
Hamaky ny tohiny