- Talata 31 Martsa 2015
Actualités.Avo efatra heny
17,5 Nahatratra 17,5°C ny maripana tany Antarctique ny talata lasa teo, nihoatra 0,4°C noho ny tamin’ny 1961.
Hamaky ny tohiny17,5 Nahatratra 17,5°C ny maripana tany Antarctique ny talata lasa teo, nihoatra 0,4°C noho ny tamin’ny 1961.
Hamaky ny tohinyManomboka miakatra ny saran-dalan’ireo taksibrosy etsy amin’ny fasan’ny karana amin’izao herinandro tsy hahatongavan’ny fetin’ny paska izao. Tafakatra 12.000 Ar izany ho an’ireo mihazo an’Antsirabe omaly raha 8.000 Ar tamin’ny herinandro.
Hamaky ny tohinyNankalaza ny faha-25 taona nijoroany ny kaoperativa Kompima ao Moramanga ny sabotsy 28 martsa teo. Tao Beforona no niandohany ary 05 ireo fiara niasa tamin'izany.
Hamaky ny tohinyManamafy ny fanamelohana ny fanohintohinana ny fahalalahan'ny asa fanaovan-gazety amin'ny endriny rehetra ny Holafitry ny mpanao gazety.
Hamaky ny tohinyHihena amin’ny ampahany ny asan-jiolahy eny amin’iny faritra Talatamaty iny.
Hamaky ny tohinyNampahafatarina ny lehiben’ny Distrika sy ny Ben’ny tanànan’i Toliara, ny zoma teo, ireo fiarabe telo vaovao hitaona fako niampy dabam-pako sivy avy amin’ny tetikasa PASSAT (Projet d’Assainissement Solide et de Sécurité Alimentaire à Tuléar) hanadiovana ny tanàna hialana amin’ny fiavosan’ny fako etsy sy eroa.
Hamaky ny tohiny