• Alarobia 01 Aprily 2015
Actualités.Zazavavy 16 taona Naolan’ny raikeliny polisy

Tsy fantatra izay loza nahazo an’ity mpitandro ny filaminana ity fa dia ny zana-badiny ihany no novadiany. Tao anatin’ny roa taona no efa nanadalany io zazavavy io izay mbola 14 taona monja tamin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Martsa 2015
Actualités.Ankazoabo Atsimo Tsy mbola niova fo ny dahalo

Tsy mbola niova fo ny dahalo any amin’ny distrikan’Ankazoabo Atsimo ary nifanesisesy ny fanafihan-dahalo ny volana martsa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Martsa 2015
Actualités.Bekotro maroholatra ao Toamasina “Tsy olona mahantra izahay,fa mpanjaka tsy misy mpijery”

“Tsy olona mahantra izahay Bekotro maroholatra sisa velona amin’izao fa mpanjakan’i Madagasikara tamin’ny asa soa ho an’ny tanindrazana tsy misy mpijery”.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Martsa 2015
Actualités.CNaPS Manome lanja ny fahasalamana eny anivon’ny toeram-piasana

Nikarakara atrikasa fikaonan-doha tetsy Ampefiloha ny Tahirim-pirenena, ny mpampiasa sy ny sendika ary ireo dokoteran’asa eny anivon’ny orinasa samihafa, nifampizara traikefa ny amin’ny hanatsarana ireo paikady entina mampiroborobo ny fahasalamana eny anivon’ny orinasa mba hampanara-penitra ny asa ka hahatsaratsara kokoa ny fiainan’ny mpiasa sy ny fianakaviany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Martsa 2015
Actualités.Fenoarivo atsinanana Miha simba sy maloto ny tanàna

Tsy toy ny teo aloha intsony ny zava-misy ao Fenoarivo atsinanana renivohitry ny “zalamata” fa manomboka potika sy maloto ny tanàna, araka ny fanazavan’ny mponina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Martsa 2015
Actualités.Alatsinain’ny paska Hilalalala be Antsahamanitra

Herinandro aty aloha, dia milaza ny fahamatoran’ny fanomanana ny Alatsinain’ny Paska M’lalalala be karakarainy ny “Association Miray Dia” hitambaran’ireo mpikarakara hetsika samihafa, na dia ny asa fanaovantsoa aza no tena manavanana azy amin’ny ankapobeny

Hamaky ny tohiny
FTT