• Alarobia 01 Aprily 2015
Actualités.Fanampiana ny traboina Nanome 14 tapitrisa ariary ny MCM

Tsy nanao antso an’efitra ny praiminisitra raha niantso fanampiana ireo traboina amin’ny mpiray tanindrazana. Omaly hariva ary dia tonga nanolotra taratasim-bola 14 tapitrisa ariary ny praiminisitra ny orinasa Madagascar Consotidated Mining na MCM ho fanampiana ireo traboina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Aprily 2015
Actualités.Loza voajanahary Miala any indray ny valala

Raha mba niato kely ny ranobe sy ny fihotsahana tany dia tonga indray ny valala. Vola mitentina 6 ,1 tapitra dolara no ilaina hanohizana ny ezaka natao teo anelanelan’ny taona 2014-2015 nefa tsy mbola vonona izany, araka ny nambaran’ny FAO.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Aprily 2015
Actualités.Beakanga-Mandoto Adin'ny mpivady nahafaty olona

Raikitra indray ny sakoroka tao amin’ny fokontany Beakanga, Kaominina Vasiana ny alatsinainy 30 martsa lasa teo. Tsy asan-dahalo toy ny mahazatra izy ity fa adin’ny mpivady saingy nahafatesana olona iray. Nifamaly izy mivady noho ny resaka fifampirafesana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Aprily 2015
Actualités.JICA sy Madagasikara Hampihatra ny 5S any Mahajanga

Hiverina ny fiaraha-miasan’ny sampandraharaha japoney momba ny fampandrosoana (JICA) sy ny faritra Boeny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Aprily 2015
Actualités.Grande Braderie de Madagascar Hetsika raiki-tapisaka ho an’Antananarivo

Efa zary lasa raiki-tapisaka ho an’Antananarivo sy ny manodidina mihitsy ny hetsika ara-barotra la Grande braderie de Madagascar.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Aprily 2015
Actualités.Faritra Vakinankaratra Nanome tanana ny Kaominina Antsirabe indray

Ho fiatrehana ny fetin’ny Paska 2015 dia nanome tanana ny kaominina Antsirabe ambonivohitra indray ny fiadidiana ny faritra Vakinankaratra amin’ny fanesorana ireo fako sy ny fanamboaran-dalana.

Hamaky ny tohiny
FTT