- Alakamisy 02 Aprily 2015
Actualités.Vokatry ny fahasahiranana Mitombo isa ny olona mihinana fako
Mitombo isa hatrany amin’izao ireo olona mitsindroka sakafo eny amin’ny daban-jaoridira eto an-drenivohitra.
Hamaky ny tohinyMitombo isa hatrany amin’izao ireo olona mitsindroka sakafo eny amin’ny daban-jaoridira eto an-drenivohitra.
Hamaky ny tohinyLalim-paka ny fahantrana ! Misy mangalatra ireo bolongam-bato rarivato natao hiarovana ny sisin-dranomasina tsy hokaohan’ny riaka ao amoron-driaka Toliara.
Hamaky ny tohinyMbola miavosa ny asa miandry ny sendikan’ny mpiasan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra, raha ny fanazavan’ny filohany, Tsinjo Rakotomaharo tamin’ny mpanao gazety omaly.
Hamaky ny tohinyMiakatra isan’andro ny vidin’entana eny an-tsena any Toliara, indrindra ireo kojakoja ilaina amin’ny fiainana andavanandro sy sakafo. Mameno tanàna ny entana hosoka sy lany daty.
Hamaky ny tohinyTsy fantatra izay loza nahazo an’ity mpitandro ny filaminana ity fa dia ny zana-badiny ihany no novadiany.
Hamaky ny tohinyTsy mbola niova fo ny dahalo any amin’ny distrikan’Ankazoabo Atsimo ary nifanesisesy ny fanafihan-dahalo ny volana martsa. Niverina nanafika indray tao Ranotsara, Kaominina Andranolava ny marainan’ny zoma teo ireo dahalo an-jatony, raha nandroba omby 70 sy namono olona roa, ka tompon’omby ny iray, ny 23 martsa lasa teo.
Hamaky ny tohiny