• Zoma 17 Aprily 2015
Actualités.Robimanana Orlando Any La Haye namonjy ny asany vaovao

Any La Haye namonjy ny asany vaovao eo anivon'ny Fitsarana iraisam-pirenena na CPI (Cour Pénale Internationale) ny Tale jeneralin'ny Tahirimbolam-panjakana teo aloha, Robimanana Orlando

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aprily 2015
Actualités.Andilamena Rongony milanja 50kg saron’ny zandary

Rongony saika hamidy any amin’ny tanànan’Andriamena no sarona ny faran'ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aprily 2015
Actualités.Fitokonana any Ambatovy Miady hitovy zo amin’ny mpiasa vahiny ireo mpiasa malagasy

Andro fahatelon’ny fitokonan’ny mpiasa sasany ao Ambatovy Tanandava ny omaly. Tao anatin’izay dia maro ny fitakiana nataon’izy ireo ho an’Ambatovy hisiana sy hirosoana amin’ny fifampidinihana hiverenana hiasa ho an’ireto mpiasa sasany mitokona ireto.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aprily 2015
Actualités.Fitrandrahana fasimainty ao Ranobe Toliara Manaiky ny 84%-n’ny vahoaka nakan-kevitra

Ny 84%-n’ireo olona 2 500 nohadihadiana ny volana oktobra 2014 tamin’ireo toerana dimy hiasan’ny tetikasa no manaiky ny hitrandrahan’ny Toliara Sands fasimainty ao Ranobe. Io no tatitra navoakan’ny « Comité d’Enquête d’Audience Publique », komity mahaleotena nomen’ny ofisim-pirenena momba ny tontolo iainana alalana nanatontosa fanadihadiana fakan-kevitra nihainoana sy nangatahana ny soso-kevitry ny vahoaka. « Dingana tsy maintsy atao alohan’ny hahazoana ny «permis environnemental » na fahazoan-dalana hitrandraka ny fakan-kevitra », hoy ny ONE.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aprily 2015
Actualités.Moramanga - kianja filalaovam-baolina monisipaly Ahiana ho tahaka ny nanjo an’i Coum 67 ha sy sy ny kianjan’Ivato

Nafindran’ny kaominina ambonivohitr’i Moramanga ao amin’ny kianja monisipaly filalaovam-baolina sy fanaovan’ny mpianatra fanatanjahantena vonjimaika ireo mpivarotra teo amin’ny tsenan’ity tanàna ity noho ny fanamboarana hataon’ny orinasa Ambatovy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aprily 2015
Actualités.Ambohijafy - Toamasina May ny “Club moto”

Vokatry ny herinaratra, hoy ny tompon-trano sy ny mpitandro ny filaminana ; vokatry ny zavatra tsy fantatra, hoy ny mpamonjy voina ; vokatry ny lasantsy sy “batterie” nofahanana, hoy ny mpiasa tsy nitonona anarana.

Hamaky ny tohiny
FTT