- Alatsinainy 27 Aprily 2015
Actualités.Tolagnaro Vazaha iray manao azy ho tsy tan-dalàna
Izy mamo indray no miantso polisy. Io no azo amehezana ny hetraketrak’ity vazaha mampiasa malagasy ao amina toeram-pisakafoanana iray ao Tolagnaro. Dimy na enim-bolana teo no niasa tao amin’ity orinasa iray ity i J.L.
Hamaky ny tohiny