• Alatsinainy 04 Mey 2015
Actualités.Tsizaraina Emile Nodimandry omaly tao Fenoarivo Atsinanana

Nodimandry omaly alahady 03 mey tao Fenoarivo Atsinanana Atoa Tsizaraina Emile, rehefa nolazoin’ny aretina nandritra ny taona maro. Atoa Tsizaraina Emile dia profesora momba ny “sciences de la terre”, taranja izay nampianariny teo anivon’ny oniversiten’i Toamasina sy oniversite maro nanerana ny Nosy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Mey 2015
Actualités.Tapatapany

Antenimieram-pirenena Namory mpanao gazety ny Birao Maharitry ny Antenimieram-pirenena ny sabotsy teo milaza fa manohitra ny fandravana ny andrim-panjakana nivohitra tamin’ny fehin-kevitry ny mpizaika tamin’ny fihaonambem-pirenena momba ny fampihavanana notarihin’ny Ffkm natao teny amin’ny CCI Ivato.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aprily 2015
Actualités.Areti-maso ao Toamasina Vokatry ny fako sy ny loto

“Vokatry ny loto sy ny fako mameno tanàna no mahatonga ny firongatry ny areti-maso io…”. Samy nanamafy izany avokoa ireo dokotera nanontaniana mikasika ity areti-maso mahavoa olona maro sy haingam-pifindra ao Toamasina ity. Nohamafisin’ny “médecin inspecteur” an’i Toamasina renivohitra Dr Zara

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aprily 2015
Actualités.Madagasikara sy Korea Atsimo Maro lafin-javatra itovizana

Maro ireo lafin-javatra mampitovy an’i Madagasikara sy i Korea Atsimo. Anisan’izany ny fomba fiainana amin’ny ankapobeny, ny foto-tsakafo, ny kolontsaina sy ny fifampitondrana eo anivon’ny fiaraha-monina. Samy voazanaky ny firenena matanjaka

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aprily 2015
Actualités.Fiahiana ara-pahasalamana ny mpiasa Tafatsangana ny APSSTM

Nototonsaina tetsy amin’ny tokotany malalaky ny minisiteran’ny asam-panjakana sy asa ary ny lalàna sosialy tetsy amin’ny 67 ha ny talata 28 aprily, ny fanamarihana ny andro iraisam-pirenena momba ny fiahiana ny ara-pahasalamana eo anivon’ny asa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aprily 2015
Actualités.Bodo Rananaka SG SEMPAMA 17 taona aty aoriana vao manomboka migoka ny tolona sendikaly

36 taona niaritra ny mafy ary tsy nitsahatra tamin’ny tolona tao amin’ny minisiteran’ny fanabeazana ny tenako, hoy Rtoa Bodo Rananaka sekretera jeneralin’ny sendika Sempama omaly, ary 17 taona nitolomana tao anatin’io Sendika io ka efa nizaka ny tsy eran’ny aina nandritra ny fotoana maro na

Hamaky ny tohiny
FTT