• Alarobia 06 Mey 2015
Actualités.Kitra – COSAFA 2015 Mpilalao 25 hifantenana ireo hiady any Afrika atsimo

Raikitra manomboka omaly eny Carion ny fampivondronana fanomanana ny Cosafa Cup hatao any Afrika atsimo. Taorian’ny fahombiazan’ny beach Soccer dia anjaran’ny baolina kitra lalaovin’olona 11 indray no hotsapaina. Hotanterahina nanomboka omaly talata 5 mey eny Carion ary tsy hifarana raha tsy ny 15 mey fampivondronana fah-3

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Mey 2015
Actualités.Boaderôzy tratra tany Maorisy Mpandraharaha fanta-daza ao Toamasina voatonontonona

Taorian’ny « voan-dalana » nentin’ny praiminisitra Ravelonarivo Jean mikasika ireo trafikana boaderôzy nogiazan’ny fitondrana Maorisianina, izay averina amin’ny fanjakana Malagasy eo ambany fitantanan’ny masoivoho Malagasy ao Maurice dia namoaka « tsiambaratelo » mikasika azy ity koa ny fikambanana « Ravinala » ao Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Mey 2015
Actualités.“Fifanampiana malagasy” Manampy hatrany mpiara-belona

Taorian’ny nananganany an’ireo sekoly tamina Faritra maromaro teto amin’ny nosy mba hanomezana fanabezana ho olom-banona ny zanaky ny fianakaviana tra-pahasahiranana dia manohy ny asa fanampiana ireo mpiara-belona indray

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Mey 2015
Actualités.Me Randrianasolo Jacques Augustin Manameloka ny fanosoram-potaka atao azy

Manoloana ny fanalam-baraka azy tamin’ny haino aman-jery momba ny raharaha fandroahana olona an-keriny tao Mahavatse II Toliara «Villa Paponako TF n° 4333-CJ», ny 24 aprily lasa teo, dia nanao valandresaka tamin’ny mpanao gazety, omaly antoandro, ny Maitre Randrianasolo Jacques Augustin, vadintany vonjimaika nanatanteraka didim-pitsarana nandroaka an’ireo mpibodo tanin’olona resy teny amin’ny fitsarana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Mey 2015
Actualités.Akon’ny Diary 5 taona nanaovana vakodrazana

Mankalaza ny faha-5 taona niorenany ankehitriny ny tarika mpanao vakodrazana Akon’ny Diary avy eny Itaosy ka nosantarina tao amin’ny efitrano malalaka fanaovam-pety ao amin’ny Kaominina izany fankalazana izany tamin’ny zoma 1 mey teo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Mey 2015
Actualités.ARETINA DIABETA 5 hatramin’ny 10 isan’andro no voany

Mihamahazo vahana hatrany ny aretina diabeta eto amintsika. Raha araka ny fantatra mantsy dia mahatratra dimy hatramin’ny folo isan’andro ireo marary vaovao voany tonga manatona ny Centre Médical Marie Stellah eny Analamahitsy isan’andro. Ireo olona tsy mieritreritra ny hanao fitiliana no tena maro an’isa amin’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
FTT