- Talata 12 Mey 2015
Actualités.Famonoana valala Nanolotra vola 1,5 tapitrisa dolara i Etazonia
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Nanolotra vola 1,5 tapitrisa dolara ho an’i Madagasikara mba hamonoana valala ny fanjakana Amerikanina. Omaly no nampahafantaran’Atoa Robert T Yamate teny Iavoloha nandritra ny fihaonany tamin’ny filoham-pirenena izany. Efa nanolotra vola 3 tapitrisa dolara moa tamin’ny 2012 ry zareo
Hamaky ny tohinyMandry andriran’antsy sy miaina ao anaty horohoro ny vahoaka any amin’ny kaominina ambanivohitr’i Tsianisiha, distrikan’i Toliara II, noho ny fihoaram-pefy ataon’ireo «Zama» izay komity misahana ny fandriampahalemana ao anatin’ny fokontany natao hiaro amin’ny halatra omby sy hanohitra ireo dahalo mpanani-bohitra.
Hamaky ny tohinyMba ho fitandroana ny fahasalaman’ny rehetra, indrindra fa ireo ankizy madinika latsaky ny dimy taona dia nomarihina tao amin’ny kaominina ambanivohitra Bongatsara, distrikan’Atsimondrano ny hetsika fanadiovan-tanàna
Hamaky ny tohinyVoasambotra tany Betroka ny zoma alina teo ny dahalo raindahiny antsoina hoe Aida kanefa dia misy mpitondra ambony avy any Atsimo
Hamaky ny tohinyTongo-bakivaky ka sady maharary no mahamenatra, hoy ireo namana mpiara-miasa ao amin’ny haino aman-jerim-panjakana ny tsy fahampian’ny fitaovana ao amin’ny Televiziona Malagasy
Hamaky ny tohiny