• Talata 19 Mey 2015
Actualités.Fankalazana ny faha-20 taonan’ny SOLTEC Natrehan’ny masoivoho alemà Herald Gehrig ny fanokafana

Mankalaza ny tsingerintaona faha-20 niorenany teto Madagasikara ny SOLTEC eny Mandrosoa Ivato. Nosokafana tamina hetsika fampahafantarana ny asany ny fanamarihana izany tamin’ny faran’ny herinandro teo teny an-toerana. Fiaraha-miasan’ny fikambanana alemana DMV sy ny fikambanana malagasy Avana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Mey 2015
Actualités.Fanararaotam-pahefana ao Ambatondrazaka Mirehareha eo anivon’ny fitsarana ingahy Masindimby

Hatahorana hivadika fikomian’ireo tantsaha sy ny vahoaka ao Vohidiala Ambatondrazaka amin’ny lalam-pirenena faha-44 iny, ny fihetsika ataon’ingahy Masindimby 65 taona mpiavy avy any atsimon’ny nosy monina ao Vohidiala, amin’ny fanagadrana olona tsy misy antony sy ao anatin’ny famoronana tanteraka amin’izay hahafahany maka mora foana ny tany fambolen’ireo tantsaha vary sy antom-pivelomany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Mey 2015
Actualités.Kaominina Ampitatafika

Tsy dia tsara fandray olona ny mpiasa sasany Nitaraina ny raim-pianakaviana iray hanamboatra ny kopian-janany omaly teny amin’ny kaominina Ampitatafika Atsimondrano fa tsy nahazo fahafaham-po

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Mey 2015
Actualités.Exode Urbain any Soaniedanana Nisy nanimba ny gropy mamokatra herinaratra

Mitakizina ao anaty haizina ankehitriny ny tanàna vaovao fifindramonina ao anatin’ny tetikasa Exode Urbain izay tetikasa tarihan’ny Hafari Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Mey 2015
Actualités.“Maîtresse” mamo Naolan’ny mpianatra tsy ampy taona

Nisahotaka ny iray sekoly nahita polisy tonga hisambotra mpianatra tany ambanivohitry ny Kaominina Morafeno, Distrikan’i Sambava ny herinandro lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Mey 2015
Actualités.Amboasary Atsimo Efa manomboka milamina

Efa manomboka mandry fahalemana ny any Amboasary Atsimo Faritra Anosy ankehitriny, hoy ny depioten’i Madagasikara Angèle Solange lany tany an-toerana, noho ny fiaraha-miasan’ny rehetra toy ny mpitandro ny filaminana, ny fitsarana, ny

Hamaky ny tohiny
FTT