• Talata 26 Mey 2015
Actualités.Tovolahy voadonam-pitiavana Nanary akanjo sady niantso anaram-behivavy

Gaga ny rehetra satria tranga tsy dia fahita firy na mahazatra ny maso ao Toliara no nitranga omaly alatsinain’ny petenkosta, tokony ho tamin’ny 11 ora antoandro, tamin’ny lalana mihazo ny moron-driaka, ambadiky ny « Jardin de la mer ».

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Mey 2015
Actualités.Vondrona Telma Nankasitraka ireo mpiasa mahafatrapo

«Ny olombelona no voalohan-karenan’ny vondrona Telma», hoy ny tale misahana serasera maha olon’ny Telma Ramamonjiarisoa Jean Luc nandritra ny fanoloran’ity orinasa ity mari-pankasitrahana ireo mpiara-miombon’antoka tranainy sy am-perinasa miisa 65 manerana ny nosy avy amin’ny sampandraharaha samihafa ny zoma 22 mey lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Mey 2015
Actualités.Kolejy Ampinga d’or eny Tanjombe Ambohimanarina Mpianatra miisa 100 no nalana nify maimaimpoana

Antony iray mampitsoaka an-daharana ny mpianatra ny areti-nify amin’izao fiandohan’ny ririnina izao ankoatra ny tsy fahampian-tsakafo antony nanosika an’i Manampisoatoavina Mitahirifahendrena, talen’ny kolejy Ampinga d’or etsy Tanjombe Ambohimanarina hanala nify maimaimpoana ireo mpianatra miisa 100 tao aminy izay hampianarina maimaimpoana avokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Mey 2015
Actualités.Trafikana boaderôzy Sambo iray indray no tonga any Sina

Omaly no nifanatrika tamin’ny Solombavambahoaka teny amin’ny lapan’i Tsimbazaza ny praiminisitra lehiben’ny governemanta ny jeneraly Jean Ravelonarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Mey 2015
Actualités.Trafikana boaderozy Miala any ny lalàna henjana

Henjana ny sazy ho an’ireo mpanao aferana hazo sarobidy (bois de rose /bois d’ébène) ao amin’ilay volavolan-dalàna vaovao norafetin’ny governemanta satria raha araka ny fanazavan’ny praiminisitra omaly

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Mey 2015
Actualités.Vondrom-panabeazana ACEEM Namoaka manam-pahaizana 160

Ny taona 2012 no niorina ny Institut Supérieur de gestion ao anatin’ny vondro-panabeazana Aceem. In-telo miantoana ireo mpianatra efa navoaka izay vao omaly ny andiany fahatelo samy nisalotra ny anarana “Ny ambinintsoa” avokoa.

Hamaky ny tohiny
FTT