- Alarobia 27 Mey 2015
Actualités.Pentekosta tany Antsirabe 6 mianaka voapoizina tamin’ny sakafo
Olona eni-mianaka indray no voapoizina ara-tsakafo nandritra ny fetin’ny pentekosta lasa iny tao Antsirabe. Mponina tao amin’ny fokontany Andafy Atsimon’ny Star ireto niharam-boina ireto ka ankizy 3 mianadahy latsaky ny 15 taona tao amin’ilay tokantrano no tena voa mafy ka voatery tsaboina sy arahi-maso ao amin’ny hopitaly loterana Andranomadio amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohiny
