• Alakamisy 11 Jona 2015
Actualités.Smart Apps Challenge 2015 Mbola nisongadina indray ny IT University

Tetikasa 5 no voatsonga niatrika ny fifaninanana “Smart Apps Challenge 2015” nokarakarain’ny Microsoft Océan Indien niaraka tamin’ny Orange Madagascar sy HMRawat ny zoma 29 mey teo tao amin’ny hotely Akoa Ivandry.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Jona 2015
Actualités.Zaridainan’Andohalo Ambohipihaonan’ny asa tanana vita Malagasy

Nosokafana tamim-pomba ofisialy omaly teny amin’ny zaridainan’Andohalo, haharitra telo andro, ilay hasin-tanana 2015. Hetsika iray natao hampahafantarana sy hanomezan-danja ireo karazana asa tanana vita Malagasy karakarain’ny kaominina

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Jona 2015
Actualités.Fanafihana « boutique vive la vie » Mahajanga 1 maty, 8 naratra mafy

Nirefotra ny basy tao Mahajanga ny harivan’ny talata tokony ho tamin’ny 6 ora teo. Tranombarotra iray mpanakalo vola vahiny no notafihan’ny jiolahy roa lahy nirongo basy « kalachnikov »

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Jona 2015
Actualités.Commissariat Sambava Jiolahy efatra misy «menottes» tafatsoaka ny «violon»

Vaky ny "violon"-n'ny polisy ao Sambava. Tafaporitsaka tamin'izany ny jiolahy efatra ikoizana mampihorohoro ny tanàna sy mpamaky trano ao Sambava sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jona 2015
Actualités.Lehilahy bokan-trosa nisarahan’ny sipany Namono tena nisotro poizina

Lehilahy lehibe iray voalaza fa bokan-trosa (tsy nahaloa hofan-trano telo volana, Jirama efa-bolana, sns) no sady mamolava nisarahan’ny sipany, namono tena afak’omaly hariva tao amin’ny fokontany Andaboly Toliara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jona 2015
Actualités.Volabe miparitaka Tsy re feo mihitsy ny Bianco ?

Samy nanambara na ny filoham-pirenena na ireo solombavambahoakan’i Madagasikara taorian’ny fitoriana fiampangana ny filohan’ny Repoblika napetraky ny Antenimieram-pirenena ho nandika ny Lalàmpanorenana fa mamofompofona

Hamaky ny tohiny
FTT