- Alarobia 17 Jona 2015
Actualités.Filaminam-bahoaka mialoha ny fety Hentitra ny polisy ao Toamasina
Amin’izao 10 andro mialoha ny fankalazana ny faha-55 taona nitsingerenan’ny fahaleovantena Malagasy izao, dia mampitombo ny fidinana ifotony amin’ny fanamafisana ny fihodidinana isaky ny fokontany sy ny elakela-trano ary famenoana ireo kihon-dalana samy hafa na andro na alina ny polisim-pirenena.
Hamaky ny tohiny