• Alarobia 24 Jona 2015
Actualités.Ambony tonelina Ambanidia Nihotsaka ny tany sy tohatohabato fandehanana

Tamin’ny fandalovana teny amin’ny lalana misy eo ambonin’ny tonelina Ambanidia no nahitana fa mihotsaka ny tany eo amin’ity toerana ity ary nirodana ihany koa ny tohatohabato fandehanana eny an-toerana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Jona 2015
Actualités.Fifanolanan’ny MBS sy ny fanjakana Mety hiakatra fitsarana

Mijoro ara-dalàna ny orinasa «Malagasy Broadcasting System» izay voaporofon’ny «registre de commerce», hoy ny tale jeneralin’ny Vondrona MBS Rakotoarivelo Mamy omaly teny Faravohitra manoloana ny taratasy fisintonana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Jona 2015
Actualités.Toliara Efa niteraka ny 40%-n’ireo tovovavy tsy ampy taona

Mampihoron-koditra ! Raha ny tarehimarika ofisialy navoakan’ny OMD tamin’ity taona ity, taorian’ny fanadihadiana natao ny taona 2013, dia 40% mahery amin’ireo tsy ampy taona any amin’ny faritra Atsimo Andrefana no efa manan-janaka na bevohoka avokoa

Actualités.Karazana BAOBAB Eto Madagasikara ny 6 amin’ireo 9 misy eto an-tany

Hita eto amintsika avokoa ireo karazana baobab enina amin’ny sivy misy manerana izao tontolo izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Jona 2015
Actualités.Fampihorohoroana sy fandrahonana Nitory i Rado Rabarilala

Noho ny fampihorohoroana azy tamin’ny alalan’ny trakta sy fandrahonana mpitondra ambony azy am-bava mba hampiato ny fitokonan’ny mpiasan’ny kompania Air Madagascar dia nametraka fitoriana fiandry teny amin’ny fitsarana Anosy ilay mpanamory fiaramanidina Rado Rabarilala izay sady mpitondra tenin’ny mpiasa mitokona.

Hamaky ny tohiny
FTT