- Alakamisy 02 Jolay 2015
Actualités.Pr Velo Jerome –filohan’ny Oniversite Toamasina
“Tsy hozaraina ny trano raha tsy efa vonona ny fampitaovana…” Nanome toky ny mpianatra sy ny mpandraharaha ary ny mpitantana ny oniversiten’i Toamasina Atoa Rajaonarimampianina Hery, amin’ny fanampiana ny oniversite mikasika ireo kidoro 1.200 sy latabatra – seza 2.400 avy,
Hamaky ny tohiny