• Alatsinainy 06 Jolay 2015
Actualités.« Festival des Baleines » Tsy tonga ny mpizahatany

Nahemotra omaly alahady ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny “festival des baleines” tao Sainte Marie raha tokony ho natao ny sabotsy teo. Araka ny angom-baovao marim-pototra avy any an-toerana, dia ilay resaka fametrahana fitokisana ny praiminisitra nitsefotra tamin’ny ora farany iny,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Jolay 2015
Actualités.Solika miaka-bidy Vao mainka mampitombo amboteazy

Nampikaikaika ny mpanao fitaterana eto amintsika ny fiakaran’ny vidin-tsolika farany teo ka nampisy rahom-bava avy amin’izy ireo mihitsy fa mety hisy ny fitokonana hiseho raha tsy mandray andraikitra amin’ny subvention homena ireo mpitatitra ny fanjakana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Jolay 2015
Actualités.Ankazobe RN 4 Mitady hiverina ny fanakanan-dalana

Mitady hiverina indray ny fanakanan-dalana amin’iny lalam-pirenena faha-4 eo anivon’ny distrikan’Ankazobe, hoy ny olom-boafidy any an-toerana mamita iraka aty an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Jolay 2015
Actualités.Ankazobe RN 4 Mitady hiverina ny fanakanan-dalana

Mitady hiverina indray ny fanakanan-dalana amin’iny lalam-pirenena faha-4 eo anivon’ny distrikan’Ankazobe, hoy ny olom-boafidy any an-toerana mamita iraka aty an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Jolay 2015
Actualités.BEPC Nitombo 67 isa ny foibem-panadinana

Nihena 1730 ny isan’ireo mpiadina hiatrika ny fanadinana BEPC amin’ity taona ity manerana ny Nosy. Nahatratra 323.523 izy tamin’ny taon-dasa ary nidina ho 321.771 tamin’ity taona ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Jolay 2015
Actualités.Kandida Robson Rijason Olivier Vonona hampihatra ireo toromariky ny antoko TIM

Nanan-danja ny fiatrehana ny kongresim-paritry ny antoko Tiako I Madagasikara Analamanga ho an’ny kandida ben’ny tanàna Robson Rijason Olivier. Tena nilaina ny fifanatrehan-tava tamin’ny filoha nasionaly Ravalomanana Marc ka

Hamaky ny tohiny
FTT