- Talata 07 Jolay 2015
Actualités.Mahajanga Roa vavy nitaingina moto, maty nodonin’ny fiara 4X4
Nahazo vahana tamin’ny faran’ny herinandro teo ny lozam-pifamoivozana moto sy ny fiara tao Mahajanga.
Hamaky ny tohinyNahazo vahana tamin’ny faran’ny herinandro teo ny lozam-pifamoivozana moto sy ny fiara tao Mahajanga.
Hamaky ny tohinyNovatsian’ny vadin’ny filoham-pirenena Voahangy Rajaonarimampianina fitaovana ny maternité etsy Befelatanana.
Hamaky ny tohinyNitrangana vono olona nahatsiravina indray tao Antsirabe raha ny angom-baovao.Vazaha iray nanjavona efa hatramin’ny volana martsa no fantatra fa novonoina tamin’ny fomba feno habibiana ary notetitehina sy natao tao anaty sakaosy
Hamaky ny tohinyNiatrika ny kongresim-paritra ny antoko Tiako I Madagasikara avy eto Analamanga ny sabotsy lasa teo teny Anosy Avaratra.
Hamaky ny tohinyVahoaka an-jatony no nidina an-dalambe tonga tany Andapa ny sabotsy 4 jolay teo nitaky ny famotsorana tsy misy hatak’andro ireo olona enina nosamborin’ny zandary tany amin’ny Kaominina Ankiabe Nord ny alin’ny zoma hifoha ny sabotsy 4 jolay 2015, anisan’izany ny Ben’ny tanàna sy ny lefiny.
Hamaky ny tohinyEfa vonona tanteraka ny lelavola 10,783 tapitrisa avy amin’ny praiminisitra Jean Ravelonarivo izay 40 %-n’ny vola ilaina amin’ny fampidiran-jiro eny amin’ny tanàna fifindra-monina karakarain’ny Hafari Malagasy
Hamaky ny tohiny