• Zoma 07 Aogositra 2015
Actualités.Bevomanga Soaniedanana Tsy tazana ny depioten’Ankazobe fa ny an’ny 6è no tonga

Nampanontanintena ireo mpanotra maro tonga teny amin’ny fitokanana ny jiron’ny tanàna vaovao eny Bevomanga Soaniedanana RN 4 omaly ny fanotronan’ny depiote voafidy tao amin’ny Boriborintany

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Aogositra 2015
Actualités.Kaominina Taolagnaro Telo volana tsy voaloa karama ny mpiasa

Fijaliana no mianjady amin’ireo mpiasan’ny Kaominina ambonivohitr’i Taolagnaro. Efa hianika any amin’ny faha-3 volana tsy nandray karama izy ireo. Sahiran-tsaina, tsy mifantoka intsony amin’ny asany ireo mpisa an-jatony.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Aogositra 2015
Actualités.CEPE - Mpiadina marenina Dimy tamin’ireo fito no afaka

Dimy tamin’ireo mpiadina miisa fito niatrika ny fanadinana CEPE no afaka tetsy amin’ny Akanin’ny Marenina etsy amin’ny 67 ha. “Nahafa-po ny vokatra”

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Aogositra 2015
Actualités.Ankatso Raikitra ny Fitokonam-be

Hatramin’ny ora nanoratana dia tsy mbola nandrenesam-peo ny avy ao amin’ny fitondra-panjakana mikasika ny fitakian’ny mpampianatra mpikaroka eny Ankatso izay efa tohanan’ny mpianatra ihany ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Aogositra 2015
Actualités.Delestazy miverimberina Tena manimba ny asa sy fitaovan’ny olona

Niverimberina indray ny delestazy eto Antananarivo Renivohitra tato ho ato. Ny hevitry ny olon-tsotra sendra ny Tia Tanindrazana. Coiffure Fyh Anosizato

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Aogositra 2015
Actualités.Kitra miady amin’ny mahadomelina

Mitohy ny Open Ny Sahy No Drug andiany faha-23

Hamaky ny tohiny
FTT