- Alatsinainy 28 Septambra 2015
Actualités.«Kidnapping» Nidoboka eny Tsiafahy ny naka ny deban’ny CONFORAMA
Ravan’ny zandary ny tambajotrana mpanao fakana an-keriny sy mpanao fanafihana mitam-piadiana. Niainga tamin’ny fahatraran’ny Borigadin’ny ny zandarimaria Fenoarivo olona roa mpanao fanafihana mitam-piadiana tamin’ny 26 martsa 2015 ny raharaha. Tratra ambodiomby niaraka tamin’izy ireo ny basy PA 9mm roa.
Hamaky ny tohiny