• Alakamisy 01 Oktobra 2015
Actualités.Kaominina Antaniditra Moramanga Efa miverina matory an-tanàna ny mponina

Raha ny vaovao voaray avy any an-toerana dia fantatra izao fa efa miverina tanteraka matory ao an-tanàna ny mponina any amin’ny kaominin’Antaniditra distrikan’i Moramanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Oktobra 2015
Actualités.Croix rouge malagasy Vonona hanatsara hatrany ny fiahiana ny maha olona

Hampiantrano ilay kaonferansa iraisam-pirenena andiany faha-32 ny fikambanana Croix rouge malagasy sy ny croissant rouge ny 8 desambra 2015 ho avy izao

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Oktobra 2015
Actualités.BAKALOREA 2015 Misy mpiadina milaza ho afaka nefa tsy tao anaty lisitra ny anarany

Mandeha ny feo amin’izao fotoana izao fa nisy tamin’ireo mpiadina niatrika ny fanadinana Bakalôrea farany teo no afaka nefa tsy tafiditra tao anatin’ny lisitr’ireo afaka nipetaka teny anivon’ireo sekoly maro samihafa ny anarany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Septambra 2015
Actualités.Fampandrosoana ifotony Sakana voalohany ny fanjakana foibe

Mampiavaka ny fitondrana Rajaonarimampianina amin’ireo mpitondra nifandimby ny maha tompondaka azy amin’ny fangatahan’andro sy ny firaikiraikena, hoy ny resaka mandeha eny anivon’ny fiarahamonina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Septambra 2015
Actualités.Lalana Anosizato-Ampitatafika Haharitra 3 volana ny fanamboarana

Ny alatsinainy alina lasa teo no natomboka ny fanamboarana ny lalana mampitohy an’Anosizato (eo amin’ny tetezana) sy Ampitatafika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Septambra 2015
Actualités.Mamod Ali Hawel Omeo ny kaominina ny vola holaniana amin’ny fifidianana loholona

Fantatra izao, araka ny didim-panjakana navoakan’ny governemanta ny alatsinainy teo, ny amin’ny fiantsoana ireo mpifidy vaventy hiatrika ny fifidianana loholona ho amin’ny 28 desambra ho avy izao, hoy ny depiote Mamod Ali Hawel avy any Morondava.

Hamaky ny tohiny
FTT