• Sabotsy 10 Oktobra 2015
Actualités.Famindram-pahefana tao Mahajanga Niteraka korontana, tsy nanaiky ny Mapar

Tsy neken’ireo mpikatroky ny antoko Mapar ny fanapahan-kevitra nivoaka avy eny anivon’ny Prefektioran’i Mahajanga ny amin’ny fanemorana ny famindram-pahahefana eo amin’ny Pds teo aloha Portos Houssen sy ny ben’ny tanàna vaovao Andriatomanga Mouktar Salim.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Oktobra 2015
Actualités.Trano ho an’ny mpiasam-panjakana Nahazo tombony ny any Alaotra

Ao Antsahamarova-Ambatondrazaka no toerana voalohany hanorenana ireo trano fonenan’ny mpiasam-panjakana. Tonga tany an-toerana nametraka ny vato fehizoro hanombohana ny asa omaly ny filoha Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Oktobra 2015
Actualités.Fiara mpitatitra mpiasan’ny Antenimieram-pirenena Niverina niasa indray fa mba nahazo taratasin-tsolika

Rehefa nijanona nandritra ny fotoana naharitraritra tao anatin’izay tsy nisian’ny fivoriana teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Oktobra 2015
Actualités.Harona «biodégradable» Ilana fahazoan-dalana ny fanapariahana azy

Mitohy ny fanentanana amin’ny tsy fahazoana mampiasa intsony ireo harona plastika latsaky ny 50 microns. Ireo harona tsy lena mihoatra io refy sy habe io ihany sisa nanomboka tamin’ny voalohan’ny volana oktobra 2015 teo no azo ampiasaina eto Madagasikara, araka ny didim-panjakana laharana 2014-1587 tamin’ny 7 oktobra 2014.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Oktobra 2015
Actualités.Kaominina Bemasoandro Hanatsara ireo fotodrafitrasa efa misy aloha

Nilamina ny fifamindram-pahefana teo anivon’ny kaominina ambanivohitra Bemasoandro ny alarobia lasa teo. Nanokanana fotoana manokana kosa ny fijerena ny lafiny fitantanana ara-bola, araka ny tinapaky ny ekipan’ny ben’ny tanàna lefitra teo aloha sy ireo mpiara-miasa amin’ny ben’ny tanàna vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Oktobra 2015
Actualités.Kaominin’i Sabotsy Namehana Vonona hisokatra amin'ny rehetra ny ben'ny tanàna

“Hisy ny fanatsarana amin’ny fitantanana ny tanàna atao mandritra ny hitantanako 4 taona fanindroany ny kaominina izao”, hoy ny ben’ny tanàna voafidy teny Sabotsy Namehana Avaradrano, Andriamosa Avotraina tamin’ny fotoana nandraisany ny toerany ny talata lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT