• Alatsinainy 19 Oktobra 2015
Actualités.Tapany kely

Rotsak’orana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2015
Actualités.Riribe mpitarika ny FEDeP Mitaky hatrany ny hanatanterahana ny fihavanam-pirenena

Mbola naverin-dry zareo ao amin’ny FEDeP na ny Fédération des Ex-Déténu Politiques de Madagascar tarihan-dry Rakotomalala Henri na i Riribe sy ny namany fa ilaina ny fampihavanam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2015
Actualités.Avaradrano Nivaha ny olan’ny famatsian-drano

Nasiam-panitarana ny foibe famatsiana rano fisotro madio eny Avaradrano

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2015
Actualités.Zaza 3 volana novonoina Nariana teny ambany tetezana

Habibiana tsy roa aman-tany no nitranga tao Tanamakoa, tao ambany tetezana fandehanan’ny olona maro. Zazarano lahikely efa notaizana 3 volana, araka ny fahitan’ny mpitsabo nijery azy, no hita nifono tao anaty harona “sachet”.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2015
Actualités.RNDC tetsy Andrefan’Ambohijanahary Nandray an’ireo mpanjifa 1200 nitondra fitarainana

Nandray an’ireo mpanjifa nahatratra hatrany amin’ny 1200 isa etsy amin’ny Mon Gouter Andrefan’Ambohijanahary nanomboka tamin’ny 9 ora maraina ka hatramin’ny 12 antoandro ny sabotsy 17 oktobra teo ny fikambanana RNDC

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Oktobra 2015
Actualités.Firenena sinoa Hanome sambo roa hiarovana ny sisin-dranomasina Malagasy

Anjakan’ireo karazana fanondranana an-tsokosoko ireo harem-pirenena samihafa ny sisin-dranomasina eto Madagasikara noho ny tsy fahampian’ireo fitaovana fampiasan’ny tafika Malagasy hanaraha-maso ny faritry ny ranomasina manodidina.

Hamaky ny tohiny
FTT